|
|
|
|

Entry1  menaky ny aina
Elementary words  2 menaka, 3 aina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza. [1.1]
Explanations in French  6 Graisse de ma vie. Les parents appelaient ainsi les enfants qu'ils avaient engendrés.. [2.415#978]
Examples  7  Tsy maintsy ny azy, satria menaky ny ainy aho [2.643#144]
8  izy no menaky ny aina / ary tiana hoatra ny tena / ny zanaka no mampifenofeno [2.131]
9  Sakafo tapa-kibo lava sy akanjo rovidrovitra no mba hany tratry ny heriny nomena ireto menaky ny aina [1.281]
Analogs  10  silakynyaina, 11  singotrynyaina, 12  vahatrynyaina

Updated on 2025/11/02